Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Vavaka

Ato kosa no ahafahan-tsika mifampitondra am-bavaka !
Pour bien commencer la journée !
Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2008-09-10 à 15:39:11

Ankiniko Aminao indray ity totonlo androko anio ity ry Jeso Tomponay!
Jesus!
Amen

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

ravo


Site/blog

107 messages

posté le 2008-09-11 à 10:28:23

Arovy ry Jeso ny lalan-kalehanay rehetra amin'ity anio ity
Amen

Felana


Site/blog

82 messages

posté le 2008-09-15 à 16:17:36

Jeso malala ô!
Arovy amin'ny tananao mahery ihany koa izahay mba tsy ho resin'ny fakam-panahy; fa aoka ny Fanahy Masinao hiaro anay mandrakariva

Amen

Mahareta amin'ny fivavahana

al


Site/blog

137 messages

posté le 2008-09-16 à 08:05:25

Andriamanitra o! Tahio ny tontolo andronay.

Amen

LE DIEU D'AMOUR est Fidèle, c'est au croyant de LUI obéir pour être béni.

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2008-09-17 à 08:40:54

Tompo ô! Mangataka fahasalama aminao aho iatrehako ity anio ity!
Amen

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

lains


Site/blog

405 messages

posté le 2008-09-21 à 22:32:54

Ray malala o!apetrako eo ampelatananao ny tontolo androko! Amen

Ampy ahy Jesoa

ravo


Site/blog

107 messages

posté le 2008-09-23 à 08:43:52

Misaotra betsaka Anao ry Ray raha nomenao tombon'andro indray zahay, mombà anay feno ary aoka Ianao mba ho akaiky anay mandrakariva

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2008-10-06 à 08:41:20

Tahio ry Jeso ny andronay anio ary ampio koa hahay handamina ity herinandro vaovao ity! Momba anay feno
Amen

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Felana


Site/blog

82 messages

posté le 2008-10-07 à 14:37:46

Mombà anay feno amin'ity androany ty ry Jeso!

Amen!

Mahareta amin'ny fivavahana

Andosoa


Site/blog

1532 messages

posté le 2009-01-05 à 13:20:21


Tapitra indray ny fialantsasatra kely nomenao anay, ka anomboka iasa indray izahay amin'ity taona vaovao ity!
Apetrakay feno eo am-pelatananao izany

Misaotra ry Tompo

Amen

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Meva


Site/blog

86 messages

posté le 2009-01-30 à 07:06:57

Tompo ô ankininay aminao ty andronay androany ity mba ho feno ny fanahy masinao. Amen

All you have to do is call
and I'll be there.You've got "Jesus"


Meva


Site/blog

86 messages

posté le 2009-02-23 à 08:33:18

Mbola apetraka feno eo am-pelatananao ry Tompo ny tontolo andronay ka fenoy ny fitiavanao sy ny fanahy masina. Omeo fo mazoto,hery ary tanjaka izahay @ ty andro anio ity mba ahafahanay manantontosa ny asanay. Anao ny voninahitra mandrakizay. AMEN

All you have to do is call
and I'll be there.You've got "Jesus"


Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.