Déjà inscrit au forum ? Identifiez vous ci-dessous ( Mot de passe perdu / Mail de validation non reçu ) :

Pseudo : Mot de passe :

Pas encore inscrit ? Inscrivez vous maintenant au forum !

Accueil du forum >> Tenin'Andriamanitra

Ato isika no hifampizara sy hifampianatra ny Tenin'Andriamanitra !
Ho an'ny namana
Andosoa


Site/blog

1526 messages

posté le 2008-11-24 à 09:36:29

"Ary ny ho tia Azy amin'ny fo rehetra sy ny saina rehetra sy ny hery rehetra, ary ny ho tia ny namana tahaka ny tena, dia mihoatra lavitra noho ny fanatitra hodorana sy ny fanatitra hafa rehetra izany".
(Marka 12:33)


"Raha misy lavo izy, dia arenin'ny namany; fa mahantra ny lavo izay tsy manana namana hanarina azy"
(Mpitoriteny 4:10)


"Tandremo mba tsy hisy hamaly ratsy olona; fa miezaha mandrakariva hitady izay tsara, na amin'ny namanareo na amin'ny olona rehetra."
(ITesaloniana 5:15)


"moa tsy tokony mba ho namindra fo tamin'ny mpanompo namanao koa va hianao tahaka ny namindrako fo taminao?"
(Matio 18:33)






Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

614 messages

posté le 2008-12-11 à 13:45:03

Aujourd'hui, si vous entendez Sa voix, n'endurcissez pas vos coeurs
Hébreux 4,7

Rj


Site/blog

614 messages

posté le 2008-12-15 à 09:37:48

Andriamanitra tokoa no iantombenan'ny fanahiko, avy aminy ny famonjena ahy. Izy tokoa no vatolampiko sy famonjena ahy dia fiarovana avo ho ahy ka tsy hangozohozo loatra aho
Salamo 62, 1-2

Fa matoky aho fa na fahafatesana, na fiainana, na anjely, na ireo fanapahana, na zavatra ankehitriny, na zavatra ho avy, na hery, na ny ambony, na ny ambany, na inona na inona amin'izao zavatra ary rehetra izao, dia tsy hisy ahasaraka antsika amin'ny fitiavan'Andriamanitra izay ao amin'i Kristy Jesosy Tompo
Romana 8, 38-39

Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona
Matio 24, 35

Rj


Site/blog

614 messages

posté le 2008-12-16 à 10:34:18

izay manda Ahy ka tsy mandray ny teniko, dia manana izay mitsara azy; ny teny izay nolazaiko, izany ihany no hitsara azy amin'ny andro farany,
Jaona 12, 48

Rj


Site/blog

614 messages

posté le 2008-12-17 à 12:53:45

Miaraha miaritra ny mafy amiko hianao tahaka ny miaramila tsaran'i Kristy Jesosy. Ny miaramila manafika dia tsy mba misy maningo-tena amin'ny raharahan'izao fiainana izao, mba hahafaly izay efa nifidy azy ho miaramila
1Tim 2; 3-4

Rj


Site/blog

614 messages

posté le 2008-12-30 à 11:53:04

Mitadiava an'i Jehovah, dieny mbola hita Izy, Miantsoa Azy, dieny mbola akaiky Izy
Isaia 55,6

fitax

posté le 2009-01-01 à 19:18:07

Oziz lé tenin'A/tra hoe" Nahona ianareo no manahy ny ampitso ...." fa anjarany ony zany!! mahereza e

Andosoa


Site/blog

1526 messages

posté le 2009-01-05 à 14:08:52

Marna mints zany e

Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe

Rj


Site/blog

614 messages

posté le 2009-01-07 à 11:53:58

"Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin'ny nofo dia ivelomako amin'ny finoana ny Zanak'Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy".
Galatiana 2, 20

rado


Site/blog

340 messages

posté le 2009-01-10 à 13:57:09

Fa zao ko tadidio :"Ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany"

Rj


Site/blog

614 messages

posté le 2009-01-30 à 11:44:35

Rado
Ampiako hoe: "Izaho no hiady ho anareo fa ianareo kosa hangina".
Miala tsiny fa tsy tadidiko ny verset misy azy fa ny assentiel d ilay hafatra omen'ny tenin'Andriamanitra.
Hafatra ho antsika tsirairay avy io amin'izao toe-javatra misy eto amin'ny firenena izao.
Dia mahareza daholo ary mazotoa mivavaka fa mila vavaka Madagasikara.

Rj


Site/blog

614 messages

posté le 2009-02-24 à 11:24:25

Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin'ilay mampahery ahy
Filipiana 4, 13

rado


Site/blog

340 messages

posté le 2009-04-02 à 06:36:49

Anisan'ny mba nanitra ity satri zan mamak baibol at @ machineko ah de izao lay teny "Hianao izay efa notantanako avy tany amin'ny faran'ny tany
ary nantsoiko avy tany an-tsisiny ka nilazako hoe:
Mpanompoko ianao,
Efa nofidiko ka tsy mba nariako:10 Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho;
Ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao;
Mampahery anao Aho sady mamonjy anao;
Eny, mitantana anao amin'ny tanana ankavanan'ny fahamarinako Aho.11
" Isaia 41 no misy az ao anatiny ao ny andininy zay de mahereza daoly

Tendry


Site/blog

21 messages

posté le 2009-04-06 à 18:01:43

" Que le Dieu de l'espérance vous remplisse de toute joie et de toute paix dans la foi, pour que vous abondiez en espérance , par la puissance du Saint Esprit ! "
[ Romains 15:13 ]


TENDRY
GOD BLESS YOU AND YOUR FAMILY

Répondre
Pseudo : Adresse e-mail:





Aide ?


Se souvenir de mes infos ( pseudo et e-mail ) :



Merci de recopier le nombre présent à gauche dans la case de texte ci-dessous ( Pourquoi ? )







Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.