| Fananarana sy fampianarana |
Andosoa

Site/blog
1537 messages
|
posté le 2008-09-15 à 16:29:42
"Ry malala, aza mamaly ratsy, fa omeo làlana ny fahatezerana; fa voasoratra hoe: "Ahy ny famaliana; Izaho no hamaly, hoy Jehovah"
Romana 12:19
Dernière modification le 15-09-2008 à 16:30:27
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
ravo
Site/blog
107 messages
|
posté le 2008-09-16 à 13:14:23
"Ny tsara fanahy mahazo sitraka amin'i Jehovah; Fa ny mamoron-tsain-dratsy hohelohiny."
(Ohabolana 12:2)
|
|
Andosoa

Site/blog
1537 messages
|
posté le 2008-09-16 à 14:39:40
Raha tonga ny fiavonavonana, dia tonga koa ny fahafaham-baraka; Fa ao amin'ny manetry tena no misy fahendrena. (Ohabolana 11:2)
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
lains

Site/blog
407 messages
|
posté le 2008-09-22 à 00:02:06
Matio 23:12 "Fa izay manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra"
|
Ampy ahy Jesoa
|
Haja
Site/blog
62 messages
|
posté le 2008-09-25 à 16:29:43
"Raha hoy Izaho amin'ny ratsy fanahy: Ho faty tokoa ianao! ary tsy mananatra azy ianao, na miteny hananatra ny ratsy fanahy, hialany amin'ny lalany ratsy hamonjena ny ainy, dia ho faty amin'ny helony ihany ilay ratsy fanahy; nefa hadiniko amin'ny tananao ny ràny. Fa raha mananatra ny ratsy fanahy kosa ianao, ka izy no tsy mety miala amin'ny faharatsiany sy amin'ny lalany ratsy, dia ho faty amin'ny helony ihany izy; fa ho voavonjinao ny fanahinao."
(Ezekiela 3:18)
|
Homba anao anie Jeso
|
Andosoa

Site/blog
1537 messages
|
posté le 2008-09-30 à 15:25:59
"Lorsque tu as fait un voeu à Dieu, ne tarde pas à l'accomplir, car il n'aime pas les insensés: accomplis le voeu que tu as fait.
Mieux vaut pour toi ne point faire de voeu, que d'en faire un et de ne pas l'accomplir."
(Ecclésiaste 5:3-4)
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Felana
Site/blog
82 messages
|
posté le 2008-10-03 à 10:32:27
"Ny tenin'Andriamanitra dia voadio avokoa; Ampinga ho an'izay mialoka aminy Izy. Aza manampy ny teniny, fandrao hanariny hianao Ka ho hita fa mpandainga. " (Ohabolana 30:5-6)
|
Mahareta amin'ny fivavahana
|
Andosoa

Site/blog
1537 messages
|
posté le 2008-10-14 à 15:31:36
Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin'ny fisainan'ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin'ny lalana falehan'ny mpanota, ary tsy mipetraka eo amin'ny fipetrahan'ny mpaniratsira;Fa ny lalàn'i Jehovah no sitrany; eny ny lalàny no saintsaininy andro aman'alina.Dia tahaka ny hazo ambolena eo amoron'ny rano velona izy, izay mamoa amin'ny fotoany, ny raviny koa tsy mba malazo; ary ny asany rehetra dia ataony lavorary avokoa." (Salamo 1:1-3)
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Felana
Site/blog
82 messages
|
posté le 2008-10-16 à 15:57:53
"Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Ataovy tsara ny làlanareo sy ny ataonareo, Dia hamponeniko amin'ity tany ity hianareo"
(Jeremia 7:3-4)
|
Mahareta amin'ny fivavahana
|
Rj

Site/blog
641 messages
|
posté le 2008-12-29 à 15:16:36
"Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mandre ny teniko ka mino Izay naniraka Ahy no manana fiainana mandrakizay ka tsy hohelohina; fa tafafindra niala tamin'ny fahafatesana ho amin'ny fiainana izy".
(Jaona5,24)
|
|
Andosoa

Site/blog
1537 messages
|
posté le 2009-01-06 à 09:41:46
"Izao no ahafantarantsika fa mitoetra ao aminy isika, ary Izy ato amintsika, dia ny nanomezany antsika ny Fanahiny.Ary izahay efa nahita ka manambara fa ny Ray efa naniraka ny Zanaka ho Mpamonjy izao tontolo izao."
(IJaona 4:13-14)
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Andosoa

Site/blog
1537 messages
|
posté le 2009-01-14 à 09:23:28
"Fa famindram-po no sitrako, fa tsy fanatitra alatsa-drà, ary fahalalana an'Andriamanitra noho ny fanatitra dorana."
(Hosea 6:6)
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
|
Meva
Site/blog
86 messages
|
posté le 2009-02-10 à 11:40:02
« RAHA NY OLOKO izay nantsoina tamin'ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako dia hihaino any an-danitra Aho ka hanasitrana ny taniny » IITantara 7:14
|
All you have to do is call
and I'll be there.You've got "Jesus"
|
Rj

Site/blog
641 messages
|
posté le 2009-02-27 à 10:40:09
"Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana azy
|
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
rado

Site/blog
343 messages
|
posté le 2009-04-02 à 06:40:31
Ti ko reto mba tadidio ah "1 Aleo ho tsara laza toy izay ho be harena,
Ary tsara ny fitia noho ny volafotsy sy ny volamena"Ao @ ohabolana 22 no misy az
Dernière modification le 02-04-2009 à 06:42:23
|
|
miranys

Site/blog
197 messages
|
posté le 2009-07-20 à 12:50:22
Mpitoriteny 12:1 "Ary tsarovy ny Mpanao anao amin'ny andro fahatanoranao, dieny tsy mba tonga ny andro mahory, ary tsy mbola mihatra ny taona izay hanaovanao hoe: Tsy sitrako izao"
|
|