| Hafatra mahafinaritra |
Meva
Site/blog
86 messages
|
posté le 2008-09-10 à 12:48:06
« Chaque fois que tu en as la possibilité, n'hésite pas à faire du bien à ceux qui en ont besoin » (Prov.3.27)
|
All you have to do is call
and I'll be there.You've got "Jesus"
|
Andosoa

Site/blog
1537 messages
|
posté le 2008-09-10 à 15:14:33
Psaume 29:11:
" L'Éternel donne la force à son peuple; L'Éternel bénit son peuple et le rend heureux."
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
ravo
Site/blog
107 messages
|
posté le 2008-09-11 à 10:44:12
Galatiana 5:22 "Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana"
|
|
Felana
Site/blog
82 messages
|
posté le 2008-09-11 à 14:12:51
Mpitoriteny 9:7 "Mandehana, hano amin'ny fifaliana ny haninao, ary sotroy amin'ny fo falifaly ny divainao, fa efa nankasitrahan'Andriamanitra ela ny asanao"
|
Mahareta amin'ny fivavahana
|
Meva
Site/blog
86 messages
|
posté le 2008-09-16 à 12:07:09
:note: Hay teo foana i Kristy
Hay teo foana i Kristy
Nitady ahy izay nania
Hay teo foana i Kristy :note:
|
All you have to do is call
and I'll be there.You've got "Jesus"
|
Andosoa

Site/blog
1537 messages
|
posté le 2008-09-16 à 14:44:35
Fa ny mpandefitra kosa no handova ny tany ka hiravoravo amin'ny haben'ny fiadanana
Salamo 37:11
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Haja
Site/blog
62 messages
|
posté le 2008-09-17 à 10:46:58
(Romains 5:8)
Mais Dieu prouve son amour envers nous, en ce que, lorsque nous étions encore des pécheurs, Christ est mort pour nous.
|
Homba anao anie Jeso
|
Felana
Site/blog
82 messages
|
posté le 2008-09-17 à 13:31:24
"Hositraniko ny fiodinany, ho tia azy tsy vozonana Aho; Fa efa niala taminy ny fahatezerako."
(Hosea 14:5)
|
Mahareta amin'ny fivavahana
|
al

Site/blog
137 messages
|
posté le 2008-09-17 à 13:44:38
Si vous demeurez en MOI, et que MES PAROLES demeurent en vous, demandez ce que vous voudrez, et cela vous sera accordé, Jean 15:7.

Dernière modification le 18-09-2008 à 11:05:37
|
LE DIEU D'AMOUR est Fidèle, c'est au croyant de LUI obéir pour être béni.
|
lains

Site/blog
407 messages
|
posté le 2008-09-22 à 00:08:31
I Jao 3:1a "Endre! manao ahoana ny fitiavana nasehon'ny Ray ho antsika, dia ny niantsoana antsika hoe zanak' Andriamanitra sady izany tokoa isika"
|
Ampy ahy Jesoa
|
Andosoa

Site/blog
1537 messages
|
posté le 2008-09-22 à 13:49:27
Attache-toi donc à Dieu, et tu auras la paix ; Tu jouiras ainsi du bonheur.
Job 22:21
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
ravo
Site/blog
107 messages
|
posté le 2008-09-26 à 10:38:54
Psaume 23 : 6
"Oui, le bonheur et la grâce m'accompagneront Tous les jours de ma vie, Et j'habiterai dans la maison de l'Éternel Jusqu'à la fin de mes jours. "
|
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
|
Rj

Site/blog
641 messages
|
posté le 2008-12-23 à 12:38:26
azfd fa adino ny référence:
Isaia 52, 7
Mazotoa mamaky dia mahereza daôly!!!!!!
|
|
Rj

Site/blog
641 messages
|
posté le 2009-01-05 à 15:48:36
Je vis le ciel ouvert: et voici un cheval blanc, et celui qui le montait, appelé Fidèle et Véritable... Son nom est: "La Parole de Dieu"... Un nom écrit: "Roi des rois, et Seigneur des seigneurs".
Apocalypse 19: 11, 13, 16
|
|
Andosoa

Site/blog
1537 messages
|
posté le 2009-02-03 à 08:49:59
"Fa izaho kosa, dia ny lalànao no iravoravoako.Soa ihany aho nampahorina, Mba hianarako ny didinao."
(Salamo 119:69-71)
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
|
|
Rj

Site/blog
641 messages
|
posté le 2009-03-20 à 10:00:44
"Mankanesa aty amiko ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana fa Izaho no hanome anareo fitsaharana" Matio 11, 28
|
|
rado

Site/blog
343 messages
|
posté le 2009-04-02 à 06:49:46
"Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao" (Deo. 6. 13; 10. 20)
|
|
Andosoa

Site/blog
1537 messages
|
posté le 2009-07-20 à 14:32:10
"Les voies de Dieu sont parfaites,
La parole de l'Eternel est éprouvée ;
Il est un bouclier pour tous ceux qui se confient en Lui."
Psaume 18:30
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
|
Rj

Site/blog
641 messages
|
posté le 2009-09-24 à 11:08:12
"Ny fiadiana rehetra izay voaforona hamelezana anao dia tsy hisy hambinina, ary ny lela rehetra izay miady aminao dia horesenao lahatra ..." Isaia 54, 17
|
|
|
|