| Teny Mampahery (Ndao mba hifampizara teny mampahery !!) |
Andosoa

Site/blog
1532 messages
|
posté le 2008-09-08 à 15:58:53
Ary amin'izany dia mahareta tsara, ry rahalahy, mandra-pihavin'ny Tompo. Indro, ny mpiasa tany miandry ny voka-tsoa amin'ny tany ka maharitra amin'izany mandra-pahazony ny ranonorana aloha sy aoriana.Mahareta koa hianareo, mampahereza ny fonareo, fa efa mby akaiky ny fihavian'ny Tompo." (Jakoba 5:7-8)
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
ravo
Site/blog
107 messages
|
posté le 2008-09-09 à 10:26:16
"IZAHO NO FANANGANANA NY MATY SY FIAINANA; IZAY MINO AHY NA DIA MATY AZA DIA HO VELONA INDRAY"!
(Jaona 11:25)
|
|
Andosoa

Site/blog
1532 messages
|
posté le 2008-09-11 à 08:37:59
(Isaia 41:10):
Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho; Ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao; mampahery anao Aho sady mamonjy anao; Eny, mitantana anao amin'ny tanana ankavanan'ny fahamarinako Aho
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
ravo
Site/blog
107 messages
|
posté le 2008-09-11 à 10:50:14
Josoa 1:9 " Tsy efa nandidy anao va Aho? Koa mahereza sy mahatanjaha; aza matahotra na mivadi-po, fa momba anao Jehovah Andriamanitrao amin'izay rehetra alehanao."
|
|
Ampy ahy Jesoa
|
al

Site/blog
137 messages
|
posté le 2008-09-22 à 09:28:26
Ry namana malala ! tsy ho irery ianao, fa ny Tompo dia efa mialoha làlana anao eo amin’izao tontolo izao ka ho tanteraka aminao anie ny teniny hoe :
« Indro, Izaho momba anao ka hiaro anao amin’izay làlan-kalehanao rehetra.fa tsy handao anao Aho »
( Gen 28 :15).
Dernière modification le 22-09-2008 à 09:29:47
|
LE DIEU D'AMOUR est Fidèle, c'est au croyant de LUI obéir pour être béni.
|
Andosoa

Site/blog
1532 messages
|
posté le 2008-10-22 à 15:51:37
"Fa tsy hanary mandrakizay ny Tompo;Eny fa na dia mampahory aza Izy, dia mbola hiantra ihany araka ny haben'ny famindram-pony.Fa tsy sitrany ny mampahory na mampalahelo ny zanak'olombelona."
(Fitomaniana 3:31-33)
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
|
Rj

Site/blog
637 messages
|
posté le 2009-02-05 à 15:19:24
"eny, mamelà ny heloky ny olonao izay nanota taminao sy ny fahadisoany rehetra izay nataony taminao, ary ataovy mahazo famindram-po amin'izay mamabo azy izy, dia ny hamindran'ireo fo aminy"
I Mpanjaka 8: 50
|
|
|
rado

Site/blog
340 messages
|
posté le 2009-04-02 à 06:57:55
endrey ny voninahitry ny anaranao amin'ny tany rehetra!
nataonao eny amin'ny lanitra ny voninahitrao.2 Avy amin'ny vavan'ny ankizy madinika sy ny minono no nanorenanao hery
noho ny mpandrafy Anao,
mba hampanginanao ny fahavalo sy izay ta-hamaly ratsy.3 Raha jereko ny lanitrao, izay asan'ny rantsan-tananao,
sy ny volana aman-kintana, izay noforoninao,4 Inona moa ny olona, no ahatsiarovanao azy?
Ary ny zanak'olombelona, no amangianao azy?5 Fa efa nataonao ambany kely noho Andriamanitra izy,
ary efa nosatrohanao voninahitra sy fiandrianana.6 Efa nampanjakainao amin'ny asan'ny tananao izy;
ny zavatra rehetra dia efa nataonao eo ambanin'ny tongony,7 Dia ny ondry aman'osy sy ny omby rehetra,
ary ny bibidia koa,8 Mbamin'ny voro-manidina sy ny hazandrano any an-dranomasina,
izay mandeha amin'ny lalan-dranomasina.
|
|