:note: Salut daholo e!
Za oa mba miresaka kely anle resaka hira ao ampengonana rhf alahady mihitsy e! tsy aleo ve mba asiana fitarihan ali mihitsy de amzay tsy de mvaroraka be ny mpivavaka e! na ianarana mialoha mihitsy ary ny hira atao lahady de amzay mba milay e! sady mba mamelona fanahy ery ne le izy e! surtout rhf fotoan-dehibe.Sa.............!!!!!!!!!!????
Pour insérer une image dans votre message, cliquez sur " Parcourir ", sélectionnez l'image puis cliquez sur " Héberger l'image ". Vous obtiendrez alors les codes de partage.