| Karazan-kira inona no atao hoe hira tsara?!! |
Hery

Site/blog
108 messages
|
posté le 2009-05-24 à 15:09:58
Be dia be ny karazan-kira na gadon-kira misy amin'izao fotoana izao. Samy manana ny tsara aminy ny tsirairay. Mbola tsy hilaza ny hevitro momba azy aho aloha fa manokatra ny ady hevitra fotsiny!
|
Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Hery

Site/blog
108 messages
|
posté le 2009-06-18 à 21:01:30
Marina ny nolazain'i Ando hoe ny classique sy jazz dia hitantsika hoe milay fa ireo olona hitoriana no mety ho vitsy no hankafy.
Ny classique sy jazz mantsy dia azo antsoina hoe musique de base. Ireo no fototra iorenan'ny karazan-kira rehetra. Raha mianatra mozika ianao dia tsy maintsy miainga avy amin'ireo aloha, izay vao mizara amin'ireo karazany hafa.
Ny an'ny mpankafy kosa @ ankapobeny dia miankina @ niveau musical-ny tsirairay avy sy ny tontolo iainany ny karazan-kira tiany avy eo. Izany no mahatonga ireo hira tsotra (mélodie, accord, arrangement sy tonokira) ho mora raisin'ny besinimaro ka mora mahazo vahana haingana fa ireo hira voalalina kosa dia sarotsarotra vao mahazo succès.
|
Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Hery

Site/blog
108 messages
|
posté le 2009-06-21 à 15:54:17
Raha tena hampita hafatra sy fandresen-dahatra aloha dia aleo manao ireny hira mora raisina ireny e! Izany hoe resaka tafika masina, sns... Fa raha ohatra kosa ka hoe fihaonan'ny samy antoko mpihira, dia aleo ireo hira "voalalina" no atao. Ilaina mantsy ny mifehy an'ireny mba hampitombo fahaizana!... Hevitro za manokana io an!
|
Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."
|
Andosoa

Site/blog
1537 messages
|
posté le 2009-06-23 à 10:51:35
tena marna mintsy zany ka! satria refa mihaona ny samy antoko mpihira dé tena mora ita mintsy oé ny sasany efa mahafehy tsara ny sasany mbola tsy matotra
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
|
Hery

Site/blog
108 messages
|
posté le 2009-07-05 à 10:19:51
tsy d miankina @ taona io fa @ ny fikirizana sy ny fahazotoana. Vitan'ny hafa v tsy ho vitantsika!!
|
Ankino amin’i Jehovah ny lalanao ary matokia Azy fa hataony tanteraka."
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
miranys

Site/blog
197 messages
|
posté le 2009-07-09 à 11:12:26
amizao aloha lasa misy repety mardi sy jeudi fa tsiaiko na occasionnelle fotsiny izy io na mitohy!
|
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Rj

Site/blog
641 messages
|
posté le 2009-07-31 à 09:12:20
zà alou te ametraka oe sarotra be ny hi-déterminéna oe hira inn n tsara d hira inn n ratsy fa io samy manana ny tiany ny tsirairay avy dia mazava oazy zany oe samy manana ny tsara aminy.
sa aôna?
|
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|