| Hira ao am-piangonana @ mariage |
Felana
Site/blog
82 messages
|
posté le 2008-09-11 à 12:58:57
Inona no hira tsara sy mba miavaka conseiller nareo amin'ny andron'ny mariage?
|
Mahareta amin'ny fivavahana
|
al

Site/blog
137 messages
|
posté le 2008-09-11 à 15:09:31
L'hymne à l'amour (Edith Piaf) zao hitako tsara raha hiraina ao am-piangonana, sinon raha tena hira chretien mintsy no tadiavinao de ilay hiran'ny Akon'ny Lanitra hoe Tsodrano iny izao tena tsara, sady efa nisy nanao mintsy. :note:
|
LE DIEU D'AMOUR est Fidèle, c'est au croyant de LUI obéir pour être béni.
|
Andosoa

Site/blog
1537 messages
|
posté le 2008-09-11 à 16:08:57
Je te propose "Oui devant Dieu" de Ginette Reno
Ndraso jereko ny parole-ny de ataoko atsy @ fametrahana parole
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Felana
Site/blog
82 messages
|
posté le 2008-09-15 à 14:58:24
fa tiako io hevitr'i Andosoa io!
AL> Raha tsy alefanareo ato ilay "Tsodrano tsy afaka henoina"
|
Mahareta amin'ny fivavahana
|
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Mahareta amin'ny fivavahana
|
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Mahareta amin'ny fivavahana
|
ravo
Site/blog
107 messages
|
posté le 2008-10-01 à 09:56:09
refa @ heure malalaka tsy de be olona mi-connect iny izy mandé tsara :note:
|
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|
Felana
Site/blog
82 messages
|
posté le 2008-10-07 à 14:03:31
Reo noteneninareo ireo efa tiakotiako daholo fa mbola mandray proposition foana raha misy
|
Mahareta amin'ny fivavahana
|
|
|
Rj

Site/blog
641 messages
|
posté le 2009-01-09 à 09:33:03
hira gospel n tsara atao @ mariage ra chorale
fa ra indiv alou d tena tsara mints "Oui devant Dieu".
Io ny hira natolotro ny vadiko t@ zay natao mariage. Fa zà ts tao am-pengonana n nihira anazy
|
|
Tsara Andriamanitra
There can be miracles when you believe
|